-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/21.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 21 I Tykiko, rahalahy malala sady mpiasa mahatoky amin'ny Tompo, hampafantatra anareo gny raha marobe, mba halalanareo an'ny ndregny ataoko.\v 22 Nagniraka anazy taminareo aho noho io tanjogna io mintsy, mba hafantanareo gny raha mikasika anay, sady mba hafahany mampahery an'ny fonareo.