-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/19.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 19 De mivavaha ho anaha koa, mba hisy hafatra homena anaha ndreka manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba hanagnako fahasahina hampafantatra ny fahamarinana misitrika momban'ny filazantsara.\v 20 Ho an'ny filazantsara manko maha ambasadôro vôfatotra anaha amin'ny gadra, amin'izay aho de afaka mizaka an'izany amin'ny fahasahina, na raha tsy mentsy hizaka my aho.