-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/17.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 17 De reso ny famonjena mba ho fiarovan-doha, de ny tenin'Andriamanitra ho sabatran'ny Fanahy. Amin'ny vavaka mban'ny fangatahana marobe, de mivavaha amin'ny Fanahy fôgna amin'ny fotôna marobe.\v 18 Amin'io fomba fisaignana io de miambena fôgna amin'ny faharetana marobe, ndreka mivavaka ho an'ny olona masina an'Andriamanitra anareo.