-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/01.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 1 Anareo zanaka, ekeo amin'ny Tompo ny ray aman-dreninareo, fa izany no mety.\v 2 "Magnaja an'ny abanao izy amin'ny endrinao" (fa io de didy vôlohany misy fampagnantenana),\v 3 "mba hahitanao gny raha tsara sady mba hahalava ny andro iaignanao ambonin'ny tany."