-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/31.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 31 Nony zany antony zany ny lilahy de hiala ny ray aman-dreniny ka hiaraka amin'ny vadiny, ary izy roy de ho tonga vatagna raika my."\v 32 Leibe zany fahamarinana tsy hita zany _ fa Zaho de mikorana momban'i Kristy sy ny fiangonana.\v 33 Kanefa, ny tsiraidraika aminareo my koa de tokony ho tia ny vadiny aby kara ny tegnany, ary ny viavy de tokony hagnaja ny vadiny.