-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/25.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 25 Anareo lilahy, tiavo ny vadinareo, kara ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana sy nagnomezany an'azy ny aigny. \v 26 Nanolotra ny tegnany ho an'ny fiangonana Kristy mba afahany magnamasina an'azy, tamin'ny fagnadiovana an'azy tamin'ny rano fanasana amin'ny teny,\v 27 mba afahany mampiseho an'azy ho be voninahitra eo amin'azy, tsisy tasy na kentrogna na raha kara an'zany, fa masina sady tsisy diso.