-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/22.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 22 Anareo viavy, magneke ny vadinareo, kara ny amin'ny Tompo.\v 23 Fa ny lilahy no lohan'ny vavy kara ny Kristy koa lohan'ny fiangonana, ary Kristy tegnany no mpamonjy.\v 24 Fa kara ny hagneken'ny fiangonana an'i Kristy, de ôtrany zany koa no tokony hagneken'ny viavy amin'ny raha maro be.