-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/18.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 18 Sady aza magnano mamona divaigna, fa mitondra agny amin'ny faharatsian-toetra zany. Fa koja, aoka ho fenon'ny Fanahy Masina,\v 19 mifampikorana aminareo samy anareo amin'ny salamo sy fihirana ary hiram-panahy, mihirà sady mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonareo maro \v 20 be. Misaora fehizay amin'ny raha maro be, amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena ho an'Andriamanitra Ray,\v 21 mifalonora tegna amim-pagnajana ho an'i Kristy.