-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/31.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 31 Engay ny andolom-po marobe, haromotana, ny havignirana, ny fifamalena, de ny fifagnasahana, miraka amin'ny karazagna asa ratsy marobe.\v 32 De managna fahalemem-pagnahy amin'ny tsirai-draika aby, de fahatsoram-po, sady mifamelà heloka, kara ny namelan'Andriamanitra anareo tamin'i Kristy.