-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/25.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 25 Noho izany, de engay ny afetsy, de ny tsirai-draika aminareo mba hizaka ny marina amin'ny akamany aby, satria samy agnisany rantsagnan'iary zareo marobe antsena.\v 26 Mivignira fa aza manota. De aza avela ho tratry ny masoandro mody ny havigniranareo.\v 27 Sady aza magname lalana ho an'ny devoly.