-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/17.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 17 Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo kara ny fiaignan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo.\v 18 Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa.\v 19 Tsy mahalala megnatra sady nanolo-tegna ho amin'ny filan'ny nofo iary zareo, ka de manohy fôgna ny fagnamboarana ny karazan-dratsy marobe io.