-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 1 Noho izany, amin'ny maha gadran'ny Tompo anaha, de mandrisika anareo mba handeha tsara amin'ny antso nagnangizana anareo.\v 2 Mandrisika anareo koa aho mba hanagna fanetren-tegna goavana sy fahatsorana de faharetana, mifandefera amin'ny fitiavana.\v 3 Amboary ndregny fara-herinareo mba hitanana tsara ny firaisan'ny Fanahy amin'ny fatotran'ny fihavanana.