-x-antambahoaka_eph_text_reg/02/08.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 8 Ka tamin'ny fahasoavana no namonjena anareo tamin'ny alalan'ny finoana, de tsy avy aminareo zany, fa fanomezan'Andriamanitra.\v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavana zany mba tsy hisy hirearea.\v 10 Fa asan'Andriamanitra atsena, niforonina tao amin'i Kristy Jesôsy mba hagnano asa zay fandaharan'Andriamanitra antsena efa ela be, mba handeanantsena amin'iregny.