-x-antambahoaka_eph_text_reg/01/05.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 5 Andriamanitra de nifidy antsena mialoha ho amin'ny fananganana ho zanaka amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy, araka ny sitrapony.\v 6 Ny fananganana antsena de mitondra amin'ny fiderana ny fahasoavany be voninahitra zay nameny antsena maimaipôgna tamin' Iraika zay teny.