-x-antambahoaka_eph_text_reg/01/01.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 1 Pôly, apostolin'i Kristy Jesôsy araka ny sitrapo'Andriamanitra, ho an'ireo Olo-Masin'Andriamanitra any Efesôsy, zay atokisana ao amin'i Kristy Jesôsy.\v 2 [Fagnamarihana: Misy fandikana sanagny mangala ny hoe: " Ao Efesôsy" saingy mety ao amin'ny taratasin'i Pôly tamin'ny vôlohany izany.] Ho aminareo ny fahasoavana amban'ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Iabatsena de Jesôsy Kristy Tompo.