De kara ny kiraro amin'ny tongotranareo de apetay ny fahavognonana hitory filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny raha marobe de tano ny finôna ho ampinga, mba ahafanareo manohitra ny zana-tsipika mirehitra afo alefan'ny ratsy.