De kara ny kiraro amin'ny tongotranareo' de apetay ny fahavognonana hitory . Amin'ny raha marobe de tano ny finôna ho ampinga, mba ahafanareo manohitra ny zana-tsipika mirehitra afo alefan'ny ratsy.