\v 13 Tamin'ny Kristy, anareo koa, ndreka naregny ny zakan'ny fahamarinana, de ny filazatsaran'ny famonjena anareo, de nino Anazy anareo sady ny tombohana tamin'ny Fanahy Masina nampagnategnaina,\v 14 zay antoka ho an'ny lovantsena mandra-pazahôntsena tanteraka zany, ho fiderana ny voninahitrany