\v 11 Ao amin'ny Kristy de tendrena ho mpandova antsena. Nosafidiana mialoha araka ny fandaharan'ny mampiasa ny raha marobe araka ny tanjon'ny sitrapony antsena.\v 12 Andriamanitra nanendry antsena ho mpandova mbara antsena no managna fatokisana vĂ´lohany ao amin'ny Kristy, amin'zay de ho fiderana ny voninahiny antsena.