\v 3 Deraina ny Andriamanitra de Iaban'i Jesôsy Kristy Tompontsena, zay nitahy antsena tamin'ny Kristy tamin'ny fitahiam-panahy marobe avy agny an-danitra ao amin'ny Kristy.\v 4 Andriamanitra nifidy antsena tamin'azy hatramin'ny fanombohan'izao tontolo zao, mba ho masina sady tsy manan-tsigny agnatrehany antsena.