\v 1 Nony zany aoka mba ho mpangala tahaka an'Andriamanitra, kara ny zanaka malala. \v 2 Sady mandihana amin'ny fitiavana, kara ny nitiavan'i Kristy antsena my koa de nagnomezany ny tegnany ho atsena, fagnatitra magni-pofogna sy sorogna ho an'Andriamanitra.