\v 12 Fa amin’ny Kristy no anagnantsena fasahina mban’ny lalana misy fahatokiana avy amin’ny finoantsena an’Azy. \v 13 Izany no mahatonga anaha miangavy anareo mba tsy ho kivy tratry ny fijaleko ho anareo, izay voninahitranareo.