\v 10 Nampafantarina tamin’ny fiangonana io fandaharana io mba hatonga ny mpanapaka mban’ny manam-pahefana an-danitra agny hahafantatra ny toetra maro amin’ny fakanten’Andriamanitra. \v 11 Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay ndregny tanterakany tamin’ny Kristy Jesôsy Tompontsena izany.