\v 6 Io marina misitrika io de mizaka fa ny Jentilisa de mpiara-mandova, de mpiara-miombogna amin’ny vatagna, sady mizara ny fampagnantegnana amin’i Kristy Jesôsy avy amin’ny filazantsara iary zareo. \v 7 Fa nanjary mpanompon’io filazantsara io aho tamin’ny fahasovan’Andriamanitra nomena anaha avy tamin’ny fiasan’ny heriny.