\v 1 Ka amin’izany, izaho Paoly, de gadran'i Kristy Jesôsy ho anareo Jentilisa. \v 2 Neveriko fa regninareo ny fitantanana ny fahasoavan’Andriamanitra nomena anaha ho anareo.