\v 22 Napetrak'Andriamanitra ho amban-tongotr'i Kristy aby ny raha marobe sady natolotrany ho lohan'ny raha marobe amin'ny fiangonana Izy.\v 23 Ny fiangonana no vatagnany, ny fahafenoan'Ilay mameno ny raha marobe amin'ny endrikany marobe.