\v 9 Natôn'Andriamanitra fantatra tamintsena ny raha mivon'ny sitrapony, araka zay teny, amban'ny zay natorony tamin'i Kristy,\v 10 niaraka tamin'ny fandaharana raika amin'ny fahafenoan'ny fotôna, hagnotrohana ny raha marobe, ety an-tany amban'ny agny an-danitra, ho loha raika, na Kristy aza.