auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 08:27:10 -05:00 committed by root
parent e1a87df35e
commit f66cb9135b
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Manoratra magnaraka anny fagnambarana nampahafantarina anareo anaha izaho. Izany no marina mivony momba ny anny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona ny marina zany. Fa aminizao koza zany de nambara avy aminny Fagnahy taminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa natokana aminity asa ity.