auto save
This commit is contained in:
parent
7afcba1699
commit
f62c5b0369
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa ny adintsena de tsy manohitra ny nofo na manohitra ny fagnahy ratsy egny amin'ny abakabaka. Ka amin'izany de tano aby fiaden'Andriamanitra marobe, mba afahanareo mijoroa tsara andro ratsy izao, de ndreka vitanareo aby gny raha marobe, de haresy anareo.
|
Fa ny adintsena de tsy manohitra ny nofo na ny rà. Fa koza, manohitra ny fanjaka manohitra ny fagnahy ratsy egny amin'ny abakabaka. Ka amin'izany de tano aby fiaden'Andriamanitra marobe, mba afahanareo mijoroa tsara andro ratsy izao, de ndreka vitanareo aby gny raha marobe, de haresy anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue