From f4cda130b3f157240170d2e1c7a466803f07e123 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Fri, 22 Nov 2019 09:33:33 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/28.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt index 53bbed3..0e9b7c0 100644 --- a/04/28.txt +++ b/04/28.txt @@ -1 +1 @@ -Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny raha zakanareo. Sady aza magnano raha mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy aminazy \ No newline at end of file +Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny raha zakanareo. Sady aza magnano raha mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy aminazy ny nagna \ No newline at end of file