auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-01-15 14:11:25 -05:00 committed by root
parent e70228cb9d
commit ee767bbeb1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De mivavaha ho anaha koa, mba hisy hafatra homena anaha ndreka manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba hanagnako fahasahina hampafantatra ny fahamarinana misitrika momban'ny filazantsara. Ho an'ny filazantsara manko maha ambatsadôro vôfatotra anaha amin'ny gadra, amin'izay aho de afaka mizaka an'izany amin'ny fahasahina, raha tsy mentsy hizaka
De mivavaha ho anaha koa, mba hisy hafatra homena anaha ndreka manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba hanagnako fahasahina hampafantatra ny fahamarinana misitrika momban'ny filazantsara. Ho an'ny filazantsara manko maha ambatsadôro vôfatotra anaha amin'ny gadra, amin'izay aho de afaka mizaka an'izany amin'ny fahasahina, raha tsy mentsy hizaka my.