auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 10:24:11 -05:00 committed by root
parent abde577fec
commit d6cfd03bc4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 NomenAndriamanitra anaha ny fagnomezana izany, ndre de izaho aza ny farany kely mihitsy taminny olo-masinAndriamanitra. Ny fagnomezana izany de ny fomba hitoriako aminareo Jentilisa ny fizantsaranny harenani Kristy sarotra eragnina. \v 9 Ny fagnomezam-pahasoavanAndriamanitra ho anaha de ny hitondrako fagnazavana aminny olona maro be ny fandaharanAndriamanitra . ny fandaharana io de navoninAndriamanitra, ny namorogna ny raha maro be, nandritra ny taogna maro taloha.
\v 8 NomenAndriamanitra anaha io fagnomezana izany, ndre de izaho aza ny farany kely mihitsy taminny olo-masinAndriamanitra. Ny fagnomezana izany de ny fomba hitoriako aminareo Jentilisa ny fizantsaranny harenani Kristy sarotra eragnina. \v 9 Ny fagnomezam-pahasoavanAndriamanitra ho anaha de ny hitondrako fagnazavana aminny olona maro be ny fandaharanAndriamanitra . ny fandaharana io de navoninAndriamanitra, ny namorogna ny raha maro be, nandritra ny taogna maro taloha.