auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 08:41:36 -05:00 committed by root
parent 22b3101d8d
commit c7b8d12386
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy aminizany de mandohalika agnatrehanny Ray aho, zegny nagnome agnarana ny fianakavena maro be an-ndanitra agny mbanny eto an-tany. Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, magnaraka ny harenanny voninahiny, mba hatanjaka ny hery avy aminny Fanahy Masina, zegny ao aminareo. Mivavaka aho mba hpetraka agnatinny fonareo aminny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina aminny fitiavany anareo. Hahazo hery anie anareo ka hahatakatra, miaraka aminiary zareo mpino maro be, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mbanny halalignany, sady mba hahalala ny fitiavan Kristy, zegny amboninny fahalalana maro be, ka mba fenonny fahafenoanAndriamanitra maro anareo. Sady ho anAzy zay mahefa magnano amboninny zegny raha maro angatahintsena na ertreretintsena, magnaraka ny hery zegny miasa ao agnatintsena, hônAzy ny voninahitra ainny fengonana sady amini Kristy Jesôsy hatraminny taranaka maro mandrakizay doria. Amena
Avy aminizany de mandohalika agnatrehanny Ray aho, zegny nagnome agnarana ny fianakavena maro be an-ndanitra agny mbanny eto an-tany. Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, magnaraka ny harenanny voninahiny, mba hatanjaka ny hery avy aminny Fanahy Masina, zegny ao aminareo.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mivavaka aho mba hpetraka agnatinny fonareo aminny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina aminny fitiavany anareo. Hahazo hery anie anareo ka hahatakatra, miaraka aminiary zareo mpino maro be, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mbanny halalignany, sady mba hahalala ny fitiavan Kristy, zegny amboninny fahalalana maro be, ka mba fenonny fahafenoanAndriamanitra maro anareo.