auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 22:09:46 +03:00 committed by root
parent 593d4cf7d9
commit bf3f5c06f1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampisarasaraka antsena. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnamboarany olom-baovao raika ao amin'Azy, sady mba hagnamboarana fampihavanana. Fa Kristy de mampihavana
Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampisarasaraka antsena. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnamboarany olom-baovao raika ao amin'Azy, sady mba hagnamboarana fampihavanana. Fa Kristy de mampihavana ny olona roy tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra