auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 09:45:42 -05:00 committed by root
parent 66ddb2e708
commit ba0a7ce07d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina mivony momba ny anny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. \v 5 Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona ny marina zany. Fa aminizao koza zany de nambara avy aminny Fagnahy taminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa natokana aminity asa ity.
\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. \v 5 Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona ny marina zany. Fa aminizao koza zany de nambara avy aminny Fagnahy taminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa natokana aminity asa ity.