auto save
This commit is contained in:
parent
ec0820c8a1
commit
ae8a1c568e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De anareo mpiasa, mankatoava ny mpampiasanareo eto ambonin'ny tany amin'ny fagnajana sy fatahorana, amin'ny fahatsoram-ponareo. Mankatoava anazareo kara ny fankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava amin'ny raha marobe fa tsy amin'ny mpampiasanareo fotsiny mba hatonga an'iary zareo hankasitraka. Atôvy kara ny fankatoavan'ny mpiasan'i Kristy io, magnano gny raha ten'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Miasà amin'ny fonareo manontolo, kara hoe miasa amin'ny Tompo anareo
|
||||
De anareo mpiasa, mankatoava ny mpampiasanareo eto ambonin'ny tany amin'ny fagnajana sy fatahorana, amin'ny fahatsoram-ponareo. Mankatoava anazareo kara ny fankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava amin'ny raha marobe fa tsy amin'ny mpampiasanareo fotsiny mba hatonga an'iary zareo hankasitraka. Atôvy kara ny fankatoavan'ny mpiasan'i Kristy io, magnano gny raha ten'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Miasà amin'ny fonareo manontolo, kara hoe miasa amin'ny Tompo anareo fa
|
Loading…
Reference in New Issue