auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-01-10 17:26:26 -05:00 committed by root
parent 51de2bc14b
commit aa07e74b0f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De anareo mpiasa, mankatoava ny mpampiasanareo eto ambonin'ny tany amin'ny fagnajana sy fatahorana, amin'ny fahatsoram-ponareo. Mankatoava anazareo kara ny fankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava amin'ny raha marobe fa tsy amin'ny mpampiasanareo fotsiny mba hatonga an'iary zareo hankasitraka. Atôvy kara ny fankatoavan'ny mpiasan'i Kristy io, magnano gny raha ten'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Miasà amin'ny fonareo manontolo, kara hoe miasa amin'ny Tompo anareo fa tsy amin'olona, satria
De anareo mpiasa, mankatoava ny mpampiasanareo eto ambonin'ny tany amin'ny fagnajana sy fatahorana, amin'ny fahatsoram-ponareo. Mankatoava anazareo kara ny fankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava amin'ny raha marobe fa tsy amin'ny mpampiasanareo fotsiny mba hatonga an'iary zareo hankasitraka. Atôvy kara ny fankatoavan'ny mpiasan'i Kristy io, magnano gny raha ten'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Miasà amin'ny fonareo manontolo, kara hoe miasa amin'ny Tompo anareo fa tsy amin'olona, satria fantatsena fa na ino na ino asa tsara ataon'olona