diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index aa30ed4..9cf20aa 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -De anareo mpiasa, mankatoava ny mpampiasanareo eto ambonin'ny tany amin'ny fagnajana sy fatahorana, amin'ny fahatsoram-ponareo. Mankatoava anazareo kara ny fankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava amin'ny raha marobe fa tsy amin'ny mpampiasanareo fotsiny mba hatonga an'iary zareo hankasitraka. Atôvy kara ny fankatoavan'ny mpiasan'i Kristy io, \ No newline at end of file +De anareo mpiasa, mankatoava ny mpampiasanareo eto ambonin'ny tany amin'ny fagnajana sy fatahorana, amin'ny fahatsoram-ponareo. Mankatoava anazareo kara ny fankatoavanareo an'i Kristy. Mankatoava amin'ny raha marobe fa tsy amin'ny mpampiasanareo fotsiny mba hatonga an'iary zareo hankasitraka. Atôvy kara ny fankatoavan'ny mpiasan'i Kristy io, magnano gny raha ten'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. \ No newline at end of file