auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 21:24:38 +03:00 committed by root
parent ecc72f6382
commit 9633757f4f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampisarasaraka antsena. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnamboarany olom-baovao raika ao amin'Azy, sady mba hagnamboarana fampihavanana. Fa Kristy de mampihavana ny olona roy tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazo
\v 13 Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy.\v 14 Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampisarasaraka antsena.\v 15 Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnamboarany olom-baovao raika ao amin'Azy, sady mba hagnamboarana fampihavanana. \v 16 Fa Kristy de mampihavana ny olona roy tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana.