diff --git a/06/14.txt b/06/14.txt index 864de40..f332e47 100644 --- a/06/14.txt +++ b/06/14.txt @@ -1 +1 @@ -Ka amin'izany, de mijoroa ndreka avy magnano gny fehinkiboDe kara ny kiraro amin'ny tongotranareo de apetay ny fahavognonana hitory filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny raha marobe de tano ny finôna ho ampinga, mba ahafanareo manohitra ny zana-tsipika mirehitra afo alefan'ny ratsy. \ No newline at end of file +Ka amin'izany, de mijoroa ndreka avy magnano gny fehinkibo ho fahamarinana mban'ny fiarovan-tratra ho fahitsianDe kara ny kiraro amin'ny tongotranareo de apetay ny fahavognonana hitory filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny raha marobe de tano ny finôna ho ampinga, mba ahafanareo manohitra ny zana-tsipika mirehitra afo alefan'ny ratsy. \ No newline at end of file