diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 55dbd55..6ebb645 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrigna \ No newline at end of file +Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampizarazara antsena. \ No newline at end of file