diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 807b45f..b82b1d8 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Avy amin’izany mahatonga anaha mandohalika eo agnatrehan’ny Ray, \v 15 zay nagnome agnarana ny fianakavena marobe an-ndanitra mban’ny eto an-tany. \v 16 Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, araka ny harenan’ny voninahitrany, mba hatanjaka ny hery avy amin’ny Fanahy Masina, zegny ao aminareo. \ No newline at end of file +\v 14 Avy amin’izany mahatonga anaha mandohalika eo agnatrehan’ny Ray, \v 15 zay nagnome agnarana ny fianakavena marobe an-ndanitra mban’ny eto an-tany. \v 16 Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, araka ny harenan’ny voninahitrany, mba hatanjaka amin'ny hery avy amin’ny Fanahy Masina, zegny ao aminareo. \ No newline at end of file