auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-23 09:57:34 -05:00 committed by root
parent 0ce4d327b0
commit 7fe1680106
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo karan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo. Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa. Tsy mahalala megnatra sady nanolo-tegna ho amin'ny filan'ny nofo iary zareo, ka de manohy
Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo karan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo. Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa. Tsy mahalala megnatra sady nanolo-tegna ho amin'ny filan'ny nofo iary zareo, ka de manohy fôgna ny fagnamboarana ny karazan-dratsy marobe zao.