auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 08:27:10 -05:00 committed by root
parent 87545e7686
commit 74f327d3a9
2 changed files with 2 additions and 0 deletions

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ny marina mivony izany de mizaka fa ny Jentilisa de mpiara-mandova, de mpiara-miombogna aminny vatagna, sady mizara ny fampagnantegnana aminny Kristy Jesôsy avy aminny filzantsara iary zareo. \v 7 Fa manjary mpanomponny filazantsara izaho taminny fahasovanAndriamanitra nomena anaha avy aminny fiasanny heriny.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
NomenAndriamanitra anaha ny fagnomezana izany, ndre de izaho aza ny farany kely mihitsy taminny olo-masinAndriamanitra. Ny fagnomezana izany de ny fomba hitoriako aminareo Jentilisa ny fizantsaranny harenani Kristy sarotra eragnina. Ny fagnomezam-pahasoavanAndriamanitra ho anaha de ny hitondrako fagnazavana aminny olona maro be ny fandaharanAndriamanitra . ny fandaharana io de navoninAndriamanitra, ny namorogna ny raha maro be, nandritra ny taogna maro taloha. Nampafantarina taminny fiangonana ny fandaharana izany mba hatonga ny mpanapaka mbanny manam-pahefana an-danitra agny hahalala ny toetra aminny hakantenAndriamanitra. Nitranga nagnaraka ny fandaharana mandrakizay zegny tanterakany taminny Kristy Jesosy Tompontsena zany. Fa aminny Kristy no anagnantsena fahasahena mbanny lalana misy fahatokiana avy aminny finoantsena anAzy. Izany ny mahatonga anaha miangavy anareo mba tsy ho kivy tratrinny fijaleko ho anareo, izay voninahitranareo. Avy aminizany de mandohalika agnatrehanny Ray aho, zegny nagnome agnarana ny fianakavena maro be an-ndanitra agny mbanny eto an-tany. Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, magnaraka ny harenanny voninahiny, mba hatanjaka ny hery avy aminny Fanahy Masina, zegny ao aminareo. Mivavaka aho mba hpetraka agnatinny fonareo aminny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina aminny fitiavany anareo. Hahazo hery anie anareo ka hahatakatra, miaraka aminiary zareo mpino maro be, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mbanny halalignany, sady mba hahalala ny fitiavan Kristy, zegny amboninny fahalalana maro be, ka mba fenonny fahafenoanAndriamanitra maro anareo. Sady ho anAzy zay mahefa magnano amboninny zegny raha maro angatahintsena na ertreretintsena, magnaraka ny hery zegny miasa ao agnatintsena, hônAzy ny voninahitra ainny fengonana sady amini Kristy Jesôsy hatraminny taranaka maro mandrakizay doria. Amena