diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 53febc9..14bdbd0 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona.\v 12 Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao. \ No newline at end of file +\v 11 Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona.\v 12 Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Nisaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao. \ No newline at end of file