auto save
This commit is contained in:
parent
feb42d77b6
commit
70df8039e2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 4 Kanefa manan-karena famindram-po Andriamanitra nony igny fitiavana leibe zay nitiavany antsena. \v 5 Tamintsena mbola maty tag natin'ny fahadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy ka ny fahasoavana no namonjena anareo.\v 6 Niaraka natsangan'Andriamanitra atsena, de niaraka napetrakany t an-dagnitra amin'i Kirsty Jesôsy,\v 7 mba afahany mampiseho antsena amin'ny fotôna ho avy amin'ny haleiben'ny haren'ny fahasoavany zay tsy vôfetra asehony amin'ny hatsaram-pagnainy amintsena amin'ny Kristy Jesôsy.
|
||||
\v 4 Kanefa manan-karena famindram-po Andriamanitra nony igny fitiavana leibe zay nitiavany antsena. \v 5 Tamintsena mbola maty tag natin'ny fahadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy ka ny fahasoavana no namonjena anareo.\v 6 Niaraka natsangan'Andriamanitra atsena, de niaraka napetrakany an-dagnitra amin'i Kirsty Jesôsy,\v 7 mba afahany mampiseho antsena amin'ny fotôna ho avy amin'ny haleiben'ny haren'ny fahasoavany zay tsy vôfetra asehony amin'ny hatsaram-pagnainy amintsena amin'ny Kristy Jesôsy.
|
Loading…
Reference in New Issue