auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-01-17 15:42:10 -05:00 committed by root
parent 7e11260b54
commit 69765f8641
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny adintsena de tsy manohitra ny nofo na ny rà. Fa koza, manohitra ny fanjakana mban'ny fahefana manohitra ny fagnahy ratsy egny amin'ny abakabaka. Ka amin'izany de tano aby fiaden'Andriamanitra marobe, mba afahanareo mijoroa tsara andro ratsy izao, de ndreka vitanareo aby gny raha marobe, de haresy anareo.
Fa ny adintsena de tsy manohitra ny nofo na ny rà. Fa koza, manohitra ny fanjakana mban'ny fahefana ara-panahy de ny mpanapaka amin'ny fanjakan'ny fahamizigna manohitra ny fagnahy ratsy egny amin'ny abakabaka. Ka amin'izany de tano aby fiaden'Andriamanitra marobe, mba afahanareo mijoroa tsara andro ratsy izao, de ndreka vitanareo aby gny raha marobe, de haresy anareo.