auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 10:11:59 -05:00 committed by root
parent d665c2104d
commit 2b091a18e8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 NomenAndriamanitra anaha io fagnomezana io, ndre de izaho farany bitaka indrindra taminny olo-masinAndriamanitra. Ny fagnomezana izany de ny fomba hitoriako aminareo Jentilisa ny fizantsaranny harenani Kristy sarotra eragnina. \v 9 Ny fagnomezam-pahasoavanAndriamanitra ho anaha de ny hitondrako fagnazavana aminny olona maro be ny fandaharanAndriamanitra . ny fandaharana io de navoninAndriamanitra, ny namorogna ny raha maro be, nandritra ny taogna maro taloha.
\v 8 NomenAndriamanitra anaha io fagnomezana io, ndre de izaho farany bitaka indrindra taminny olo-masinAndriamanitra. Io fagnomezana io de ny fomba hitoriako aminareo Jentilisa ny fizantsaranny harenani Kristy sarotra eragnina. \v 9 Ny fagnomezam-pahasoavanAndriamanitra ho anaha de ny hitondrako fagnazavana aminny olona maro be ny fandaharanAndriamanitra . ny fandaharana io de navoninAndriamanitra, ny namorogna ny raha maro be, nandritra ny taogna maro taloha.