diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index ee5c936..c74bf83 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Kristy de nagnome an'ny sasagny ho apostôly, ny sasagny ho mpaminany, ny sasagny ho evanjelista, de ny sasagny ho pasitera sy mpampianatra. Nagnome an'io asa io Izy mba hagnampena an'ny olona masina an'Azy ho amin'ny asa fanompoana, amin'ny fanorenana ny vatagnan'i Kristy. Manohy ny fanorenana ny vatagny Izy mandra-hatratrarantena marobe ny firaisam-pinoana mban'ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, sady mba hahatonga antsena ho matotra ka mba hahatratra ny hamaroan'ny fahafenoan'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 \v 13 Kristy de nagnome an'ny sasagny ho apostôly, ny sasagny ho mpaminany, ny sasagny ho evanjelista, de ny sasagny ho pasitera sy mpampianatra. Nagnome an'io asa io Izy mba hagnampena an'ny olona masina an'Azy ho amin'ny asa fanompoana, amin'ny fanorenana ny vatagnan'i Kristy. Manohy ny fanorenana ny vatagny Izy mandra-patratrarantena marobe ny firaisam-pinoana mban'ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, sady mba hahatonga antsena ho matotra ka mba hahatratra ny hamaroan'ny fahafenoan'i Kristy. \ No newline at end of file