auto save
This commit is contained in:
parent
9f604fe156
commit
040cacd71c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ao amin'ny fivavahako de mangataka aho mba ho fantatrareo ny fihoafan'ny haleben'ny herin'ny amintsena zay mino, araka ny fiasan'ny hery lebe. Ny hery zany my no nampiasain'Andriamanitra tamin'ny Kristy ndreka natsangany tamin'ny maty Izy sady nampitomerany tan-tagnany ankavanana tagny an-danitra. Kristy de nampitomeriny ho ambon'ny lalàna de fahefana amban'ny hery de ny fitsarana, sady ny agnarana marob
|
Ao amin'ny fivavahako de mangataka aho mba ho fantatrareo ny fihoafan'ny haleben'ny herin'ny amintsena zay mino, araka ny fiasan'ny hery lebe. Ny hery zany my no nampiasain'Andriamanitra tamin'ny Kristy ndreka natsangany tamin'ny maty Izy sady nampitomerany tan-tagnany ankavanana tagny an-danitra. Kristy de nampitomeriny ho ambon'ny lalàna de fahefana amban'ny hery de ny fitsarana, sady ny agnarana marobe zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny va
|
Loading…
Reference in New Issue